Valiny : Tompoko dia i Allah, ilay nahary sy nanabe ahy ary nanabe an'izao tontolo izao noho ny fahasoavany.
Ary ny porofo dia ilay tenin'i Allah manao hoe : Fisaorana sy fankasitrahana ho an'i Allah, tompon'izao tontolo izao. [ Sourat Al-fatiha : 2 ].